Retour au blog de Monjardinsecret-etehiver
Anahimalemy, Posté le dimanche 04 janvier 2009 17:06
Hay ve i Bisounours ty tena mana-talenta ohatr'izany e?
Zanaka Ampi, Posté le lundi 01 décembre 2008 00:31
Mananasy kosa ireo e!
Ny pain perdu angamba tsy ohatr'ireo ny habeny! Fa Miam foana na pain perdu na mananasy e!
Izay no maha-dongadonga antsika.
Bisounours , Posté le vendredi 28 novembre 2008 16:26
Io ve ilay pains perdus, tena mavomavo tsara fa saingy kely, ilay an'i Bebenareo ange ry Zanaka Ampi ka tena lehibe e.
hajadox, Posté le vendredi 28 novembre 2008 04:24
Iriela ko nge ka mba nampiseho ny talentany tao e!
Design by lequipe-skyrock - Choisir cet habillage
Abonne-toi à mon blog ! (2 abonnés)
MyVr, Posté le lundi 22 juin 2009 05:23
Haja: Ary neveriko fa i Zoly nge io teo e!